Sport

Ligin’ny baolina kitra any V7V - seksiona Manakara Nanomboka ny sabotsy teo fiadiana ny ho tompondaka


  • Alatsinainy 14 Janoary 2019

Hanomboka amin’ny zoma 15 febroary 2019 ka hifarana amin’ny alarobia 27 febroary 2019 ny fifaninanana baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny ligy rejionalin’i V7V handraisan’ny seksiona 4 anjara dia Antsevolo,Vohipeno, Fanadiana ary Manakara.

 

 

 Ny an’ity seksiona farany izay tarihan’ny filohany,  Gaetan Jean Baptiste, dia nanomboka ny sabotsy 12 janoary 2019 teo ny fiadiana ny ho tompondakany. Misy ekipa 14  no mandray anjara amin’ny fifaninanana ao Manakara dia ny Fc Black Star, Tem, Fca, Fc Mfbm, Fc Jsa, Fc Vfm, Fc Réeaux-Fort 1, Fc Avenir, Lokomby, Fc Réseaux-Fort 2, Fc Gill Ambila, Fc Jaguar Marofarihy, Fc 15 Frères Sakoana ary ny Fc Real de Sahasinaka.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT