Sport

Ligin’ny baolina kitra any V7V Hanomboka anio ny tompondakan’ny seksiona Manakara


  • Sabotsy 12 Janoary 2019

Araka ny vaovao nampitaina teo amin’ny Tia Tanindrazana dia hanomboka amin’ny zoma 15 febroary 2019 izao ka hifarana amin’ny

 

 

 

alarobia 27  febroary 2019 ny fifaninanana baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny ligy rejionalin’i V7V  handraisan’ny seksiona 4 anjara dia Antsevolo,Vohipeno, Fanadiana ary Manakara. Ny an’ity seksiona farany izay tarihan’ny filohany,  Gaetan Jean Baptiste, dia hanomboka anio sabotsy 12 janoary 2019 ny fiadiana ny ho tompondakany. Misy ekipa 14  no mandray anjara amin’ny fifaninanana ao Manakara dia ny Fc Black Star, Tem, Fca, Fc Mfbm, Fc Jsa, Fc Vfm, Fc Réeaux-Fort 1, Fc Avenir, Lokomby, Fc Réseaux-Fort 2, Fc Gill Ambila, Fc Jaguar Marofarihy, Fc 15 Frères Sakoana ary ny Fc Real de Sahasinaka.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT