Sport

Ligin’ny Baolina kitra any Bongolava Mbola i Dr Dezy no lany ho filoha


  • Alarobia 24 Oktobra 2018

I Dr Dezy na Rakotoarimino Andrianina Desire filoha teo aloha ihany no lany ho filoha vaovaon’ny ligim-paritry ny baolina kitra any Bongolava.

 

 

Resiny tamin’ny isam-bato 2-0 i Mamonjisoa Rakotoniaina nifaninana taminy tamin’ny latsabato natao tany Tsiroanomandidy omaly talata 23 oktobra 2018. Midika izany fa mitohy ny asa efa natomboka sy nimasoana ho an’ity ligy ity.

Fantatra avokoa, araka izany, ny anaran’ireo filohana ligy 22  handray anjara amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona vaovao hotanterahina amin’ny faha-3 novambra izao, araka ny daty navoakan’ny “Commission Electorale” an’ny FMF.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT