Sport

Ligin’ny baolina kitra any Boeny Miditra amin’ny andro faha-2 sahady amin’ity herinandro ity


  • Alarobia 09 Janoary 2019

Raha natomboka tamin’ny sabotsy 5 sy alahady 6 janoary teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Boeny 2018/2019 eo amin’ny taranja baolina kitra D-1 dia miditra amin’ny andro faha-2 sahady izany

 

 

 

fifaninanana izany amin’ity farany herinandro ity.  Marihana fa miisa 10 amin’ny ankapobeny ireo ekipa mandray anjara amin’izany fifaninanana izany (Fosa Junior “tompondaka farany, Boeny Formation, Tsaramandroso Formation, Inac Sport, Fc Kabe, Racing, Fc Zam, Sporting, Reste du Monde, Ascum).

Vokatra  azo tamin’ny sabotsy sy alahady teo :

Fosa Junior  4 - 0 Reste du Monde ; Tsaramandroso Formation 2 – 0 Fc Kabe ; Boeny Formation 0 – 0 Inac Sport ; Fc Zam 1 – 1 Sporting Club ; Racing 2  - 2 Ascum.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT