Sport

Ligin’ny Atletisma any Bongolava Hetsika Rodobe no hanokafana ny taom-pilalaovana vaovao


  • Alarobia 18 Martsa 2020

Taorianan’ny tany Atsimo Andrefana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia anjaran’ny Ligin’ny Atletisma any Atsimo Andefana indry izao no hikarakara ny Rodobe andiany faha-24 araka ny filamatra

 

 

“Tsy adidiko izaho samy irery, fa adidiko izaho sy ianareo” . Ahitana ny hazakazaka rodobe na “Course de Renouveau” ara-bakiteny sy Zumba ary Relais Pedestre ny hetsika izay hiainga ao min’ny Lapan’ny tanànan’i Tsironomandidy manomboka amin’ny 7 ora maraina amin’ny saboty 21 martsa 2020 ho avy izao. Mazava ho azy fa ho eo ambany fiahiana sy fitarihan’ny FMA “Federation Malagasy d’Athletisme” ity hetsika ity ary tafiditra indrindra amin’ny fampiroboroboana sy ny fanapariahana ny taranja Atletisma eny anivon’ny faritra rehetra.Ity hetsika ity ihany koa no manokatra ny taom-pillaovana atletisma any Bongolava amin’ity taona ity.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT