Sport

Ligin’Analamanga sokajy Ligue 1 Resin’ny Cf Tfc 2-1 ny Elgeco Plus tompondaka teo aloha


  • Sabotsy 26 Janoary 2019

Teny amin’ny kianjan’i Carion no nanatontosana ny andro faha-4 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligue 1 Analamanga 2018/2019.

 

 

Nisongadina ny faharesen’ny Elgeco Plus voalohany nanoloana ny Cf Tfc. Vokatra rehetra azo :  Mi 20 Fc 2 – 2 Cnaps Tana ; Uscafoot 2 - 3 Cosfa ; Fosa Jr Tana 0 - 0 As Adema ; Five Fc  1 - 1 Tana Formation ; As Jet Mada 0 – 0 Mama Fc ; Cf Tfc 2 – 1 Elgeco Plus.

Hiditra amin’ny andro faha-5  izany ity fifaninanana  ity amin’ny faran’ny herinandro izao :

Sabotsy 26 janoary 2019 : 08:30-Mi 20 ~Disciples Fc ; 10:10-Uscafoot # Cospn ; 12:30-Mama Fc # As Adema

Alahady 27 janoary 2019 : 08:30-Ass Jet Mada # Fosa Jr Tana ; 10:10-Cf Tfc # Five Fc ; Tana Formation- Cffa  # Elgeco Plus

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT