Sport

Lalaon’ny nosy Amin’ny 2023 ny fotoana eto Madagasikara


  • Alakamisy 15 Desambra 2022

Nivory nanomboka omaly 14 desambra hifarana rahampitso zoma 16 desambra ireo mpikambana eo anivon’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny

Nosy eto amin’ny ranomasim-be Indiana. Lahadinik’izy ireo mandritra izany ny fanomanana ny lalaon'ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara amin’ny taona 2023. Firenena miisa 7 mandrafitra ny CIJ raha tsiahivina no handray anjara amin’izany toy ny Nosy rahavavy La Réunion, Seychelles , Madagasikara mpampiantrano, Ny Nosy Maorisy. Arahin’ny fitsidihana ireo foto-drafitrasa handraisana ity lalaon’ny Nosy ity ny fihaonana rahampitso hanaporofoana amin’ireo mpikambana fa vonona handray izany tanteraka isika eto Madagasikara.
Legende : Ny filohan’ny komity OlaimpikaMalagasy SitenyRandrianasoloniaiko sy ny minisitry ny fanatanjahantena Tinoka Roberto
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fivoriana omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT