Sport

Lalaon’ny Nosy 2019 Hanana solontena ho any Maorisy ny handisport Malagasy


  • Talata 09 Aprily 2019

Ao anatin’ny taranja 14 izay hifaninanana any amin’ny lalaon’ny Nosy, hotanterahina any amin’ny Nosy Maorisy amin’ny volana jolay 2019

izao ny Handisports na taranja ara-panatanjahantena natokana ho an’ireo Malagasy manana fahasembanana. Miisa 18 ireo atleta sembana mivondrona miatrika fanazarantena amin’izao. Ao ny miangaly  ny taranja lomano etsy amin’ny dobo filomanosan’ny ANS Ampefiloha. Ireo manao  ny atletisma  kosa dia etsy amin’ny kianjan’Alarobia no mikotrana ireo manana fahasembanana  sembana ara-batana sy ireo manana fahatarana ara-tsaina, ny moana, marenina miangaly ny 100m, 200m, 1500m, vikin-dava sy ny fanipazana fonjamby.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT