Sport

Lalaon’ny frankofonia Laharana faha 3 ny Ankoay zazavavy


  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023

Nibata ny medaly alimo ny Ankoay vehivavy nandritry ny Lalaon'ny Frankofonia.

Resiny tamin'ny isa 69 noho 63 ny Liban tamin'ny lalao fiadian-toerana. Azo lazaina ho niady dia niady ny lalao teo amin’ny ampahefa-potoana voalohany sy faharoa fa hitantsika tanteraka kosa avy eo ny ninanana azy ireo nandritry ny ampahefa-potoana faha 3 sy faha 4, raha ny angom-baovao natao hatrany. I Christiane Jaofera kosa no voafidy mpilalao mendrika indrindra raha nahafaty 23 isa Marihina fa ny Senegal no nibata ny amboara raha nandresy ny Cameroun. Samy nandresy ny Ankoay moa ireto firenena ireto tany amin'ny fifanintsanana. Raha ny zavatra nasehon'i Muriel sy Christiane tany Kinshasa izay aloha dia azo antoka indray ny medaly volamena amin'ny Lalaon'ny Nosy ho avy io.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT