Sport

Lalaon’ny Barea Tsy ho avy i Bolida


  • Talata 09 Martsa 2021

Taorian'ny nahazoan’ny Paris FC ny fiantsoana avy amin'ny ekipam-pirenena malagasin’ny

 

 

 baolina kitra sy ny resaka nataoko tamin'ny mpitondra anio (TTF: omaly) dia amin’alahelo lehibe no ilazako aminareo fa tsy afaka ny hiatrika ny lalao miisa 2 ho ataon’ny Barea ny tenako, hoy ny lohalaharana Malagasy, Lalaina Nomenjanahary na Bolida omaly. Ho azavaiko aminareo amin'ny antsipiriany ireo antony amin'ny alalan'ny tafa mivantana rahampitso maraina, hoy izy. Na inona na inona aloha izany fanazavana dia efa fanambarana izay hiverin-dalana no nataon’ity isan’ny andrin’ny fanafihana Malagasy ity. Tsy ho avy amin’ny fihaonana amin’i Etiopia sy Niger i Bolida.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT