Sport

Lalaon'ny Nosy Atao anio ny antsapaka


  • Alarobia 09 Aogositra 2023

Ho fantatra rehefa avy eo ireo vondrona misy an'i Madagasikara ho an'ireo lalao iraisana.

Ho tontosaina anio etsy amin'ny Lapan'ny Fanantanjahantena ny antsapaka ho an'ireto taranja ireto. Baolina kitra, basket 5x5, basket 3x3, rugby, handball sy volley-ball.
Clément RABARY


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT