Lalaon'ny Barea

Handeha mivantana amin'ny TVM


  • Alakamisy 30 Mey 2024

Vaovao mahafaly avy any Johannesburg Afrika Atsimo no nahafantarana fa

halefa mivantana amin'ny TVM ireo lalaon'ny Barea roa hihaonany amin'ny Cœlacanthes sy ny Aigles Maliens. Ireto roa farany moa dia nividy ny sary tamin'ny tompon'ny kianja ao Johannesburg fa ny an'ny Malagasy kosa dia nomena maimaimpoana. Marihina moa fa tsy azo jerena ireo lalao roa ireo ary tsy asiana mpijery araka ny fangatahan'ny federasiona malagasy.Mahakasika izay Barea izay dia fantatra koa izao fa ny marika Umbro no hampiakanjo ny Barea lahy sy vavy. Efa avo lenta izany ny fampitaovana fa ny eny ambony kianja sisa no andrasana.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT