Sport

Lalao goavana any Toamasina Mpitandro filaminana 600 no hahetsika anio


  • Talata 17 Novambra 2020

Manodidina ny 600 ireo Mpitandro ny Filaminana (Polisy, Zandary, ary Miaramila) hiasa, handrindra ny fandriampahalemana any Toamasina anio.

 

 Hanara-maso ny ao anatiny sy ivelan'ny kianja Manara-penitra (STADIUM B5) anio 17 novambra. Ny 200 amin'ireo dia Polisy avokoa, fa hisy ihany koa ankoatra izay ny polisy manodidina ny 300 hanara-maso ny fandriampahalemana amin'ny ankampobeny hanao fisafoana sy hanara-maso ny fifamoivoizana,... Raha atambatra izany dia Polisy manodidina ny 500 no hahetsika ao Toamasina mandritran'ny lalaon'ny Barea de Madagascar sy ny Elefantan'i Côte d'Ivoire, izay atao anio talata ho avy izao io. 


Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT