Sport

Lalao ASSCA Avaradrano Miato kely ny eny Antanandrano


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Noho ny fanotronan’ny mpikarakara ny lalao GRAND TOURNOI D’ANTSIRABE andiany faha-2 karakarain’ny FFB Antsirabe sy ny 3Fa Avaradrano

 

 Hanomboka ny alatsinainy 24 aogositra ka hatramin’ny sabotsy 29 aogositra  ho avy izao  dia hiato kely aloha amin’ity herinandro ity ny fifaninanana Foot à 7 eny amin’ny kianjan’ny 3Fa eny Antanandrano.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT