Sport

Lalao ASSCA Avaradrano Andiany faha XIII Amin’ny alahady eny Antanandrano ny famaranana Foot ŕ 7 sy ŕ 9


  • Zoma 19 Jona 2015

Tanteraka an-tsakany sy an-davany ny andro faha-dimy amin’ny fifaninanana foot ŕ 07 sy foot ŕ 09 karakarain'ny Amitié Sportive et Socio-Culturele Avaradrano teny amin’ny kianjan’ny club 3FA

 Avaradrano eny Antanandrano ny Alahady 14 jona lasa teo. Fifaninanana natokana ho an’ny sokajy 10 , 13 , 15 , 17 , 20 taona ary ny senior sy véteran ary ny vehivavy. Hitohy ny Alahady 21 juin 2015 ho avy andro faha enina amin’izany ka ny sokajy senior sy veteran ihany no hiakatra kianja amin’io andro io ny tapak’andro maraina , satria ny tapak’andro hariva dia natokana hanataterahina ny lalao famaranana eo  amin’ny fifaninanana foot à 07 sy foot à 09  andiany faha-XIII ho an’ny sokajy zandriny sy ny vehivavy . Toy izao kosa ny fandaharan-dalao :

Sokajy senior :  09:00-3Fa # Famille   ;  Afcam  #  El Bravo  ;   11h00-Atm #  Fizafa  ;  Zandry Kely Miray # Tfc   ;   1:00-Tfc  # Zandry Kely Miray

Sokajy veteran : 08:00-Fcm # Cousin   ;   Lma # Ravinala  ;   10:00-Tanc # Fcm  ; Anakoay # Fcvb   ;  12:00-Smm # Fcf   ;  Ankoay # Vsb    ;  1:00-Ravinala # 07 d’Origine.

FOOT à 07 sy FOOT à 09 andiany faha-XIII Kianja Antanandrano ,FINAL :

Sokajy Vehivavy : 3:00-3Fa # Fctm 

Sokajy 17 taona : 3:00-3Fa # Fenohasina

 Sokajy 15 taona : 2:00-3Fa # Super Star

 Sokajy 13 taona : 2:00-Fenohasina # Amtm

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT