Sport

Lalao ara-panatanjahan-tena an-tsekoly Hatao amin’ny septambra ny “Fandrobaka”


  • Alatsinainy 02 Jona 2014

I Toamasina indray no handray ny andiany faha-21 ny lalao ara-panatanjahan-tena an-tsekoly nasionaly amin’ity taona ity, izay hatao ny volana 12 – 20 septambra ho avy izao.

 “Fandrobaka” no hiantsoana ity lalao ity izay nisiana atrikasa nandritra 27 – 31 mey teo tao Toamasina, nentina hanomanana ny pitsopitsony rehetra ao anatiny. Niatrika ny famaranana izany tao Toamasina ny sabotsy tolakandro teo ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Rabary Paul, raha avy nanao fitsidiham-paritra tao Maroantsetra. Efa nitsangana ihany koa ireo vaomiera efatra manomana izany. “Lalao ara-panatanjahan-tena madio izay antoky ny hoavin’ny fanatanjahan-tena Malagasy sy taninketsan’ny mpanao fanatanjahan-tena malagasy no tanjontsika manomboka izao”, hoy Rabary Paul. Vonona amin’ny resaka filaminana sy fandraisana ny vahiny kosa ny Kaominina sy ny Faritra Atsinanana hoy ny Sekretera jeneralin’ny Faritra Atsinanana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT