Lalaina Nomenjanahary

Nijery manokana an’i Francis Coquelin


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Nijery manokana an’i Francis Coquelin, ilay irakiraka afovoany

mpiaro na «milieux défensif» malagasy milalao ao amin’ny Villareal FC, divizionina voalohany ao Espagne ny alin’ny zoma teo ny mpanazatra mpanampy eo anivon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara, Lalaina Nomenjanahary na Bolida. Nanatrika ny La liga izay nihaonan’ny Villareal sy Getafe mihitsy tao amin’ny Estadio de la Ceramica moa ny lehilahy. Tsy mbola nisy resaka firy hatreto aloha raha ny mikasika ny fahitany ity mpilalao 32 taona ity. Ho hita eo ny ho fipetrany amin’ny volana martsa any ho any satria ny mpanazatra voalohany, Romuald Rakotondrabe na Rôrô, rahateo moa no heverina fa tsy maintsy ho tompon’ny teny farany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT