Kristina Rakotobe

Ofisialy ny hilalaovany ao amin’ny UNC Greensboro Spartans


  • Alatsinainy 27 Mey 2024

Izay vao tena ofisialy fa tafiditra hilalao ao amin’ny UNC Greensboro Spartans women’s basketball

ilay kintan’ny taranja Basketball malagasy, Kristina Rakotobe amin’izao faha 19 taonany izao. Izy no tovovavy mpilalao malagasy voalohany hilalao any amin'ny divisionina voalohany NCAA any Etazonia. Tao amin'ny ekipan'ny MB 2 All moa no niatombohany talohan'ny naha mpilalaon'ny ekipam-pirenena malagasy na ny Ankoay azy. Nisongadina hatrany tamin'ireo lalao iraisampirenena natrehany ihany koa izy ka heverina fa tsy mahagaga raha nametrahana klioba isany sangany maneran-tany toy izao fitokisana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT