Sport

Kitram-pirahalahiana iraisam-pirenena Voatanan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala ny Mahorais


  • Alakamisy 21 Martsa 2019

Voatanan’ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala 1 - 1 ny ekipam-pirenena Mahorais tamin’ny lalaom-pirahalahiana iraisam-pirenena nifanaovan’izy ireo tetsy

 

 

amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly alarobia 20 martsa 2019 tolakandro ho fanomanan-tenanan’ity ekipam-pirenena Mahorais ity amin’ny hiatrehana ny lalaon’ny nosy 2019 hatao any Maorisy amin’ny volana jolay ho avy izao.  Ry zareo Mahorais no nahatafiditra ny baolina voalohany taorian’ny penalty tsy matin’ny Uscafoot izay nahasahala ny isa ihany anefa taty afara.

 

Ntsoavina Evariste

     .

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT