Sport

Kitram-behivavy dingana faha-2 andro faha-5 Lavon’ny Askam tamin’ny “tirs au but” nyAsot sy Askam omaly


  • Alakamisy 19 Jolay 2018

Lavon’ny Askam Itasy tamin’ny “tirs au but” 4-3 omaly alarobia 18 jolay, teny Carion, teo amin’ny andro faha-5 amin’ny dingana faha-2 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 amin’ny baolina kitra vehivavy.

 

 Mbola samy mitarika an’isa vonjimaika anefa izy roa tonta samy manana isa 13 satria, araka ny fitsipiky ny fifaninanana rehefa mandresy amin’ny “tirs au but” ny ekipa iray dia samy manana isa 1 avy izy sy ny ekipa resiny. Na izany aza dia (+ 12) ny GD an’ny Asot raha (+11) ny an’ny Askam.

Voka-dalao andro faha-5 omaly : Asot (3) 1 – 1 (4) Askam  ; Som Boeny 1 – 2 Mifa A/manga  ;  Comato Ats/Andrefana 0 – 8 Ac Sab Nam A/manga  ;  Ascuf M/Ambony 3 – 1  Prescoi Vaknà.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT