Sport

Kitra vehivavy tompondaka nasionaly Andro faharoa amin’ny dingana 2 anio


  • Alakamisy 12 Jolay 2018

Miditra amin’ny andro faharoa sahady anio alakamisy 12 jolay ny fifaninanana baolina kitra vehivavy fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 dingana faha-2. Tsy miova fa eny amin’ny kianja sentetikan’i Carion hatrany no hanatanterahana ny fihaonana :

 
08:00-Mifa Analamanga # As Comato Atsimo Andrefana

10:00-Askam Itasy # Som Boeny

12:00-Fc Prescoi Vakinankaratra # Asot Analamanga

14:00-Ac Sab Nam Analamanga # Ascuf Matsiatra Ambony

 

Tsiahivina ny vokatra teo amin’ny andro voalohany natao tamin’ny talata 10 jolay teo :

Asot Analamanga 6-0 Som Boeny

Mifa Analamanga (5) 2-2 (4) Ascuf Matsiatra Ambony

Askam Itasy 3 – 2 Ac Sab Nam Analamanga

Prescoi Vakinankaratra 0 – 1 Comato Atsimo Andrefana

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT