Sport

Kitra vehivavy nasionaly teny Carion Mbola mitarika vonjimaika ny Ac Sab Nam


  • Alatsinainy 13 Mey 2019

Nahazoam-bokatra indray ny fifaninanana baolina kitra vehivavy Malagasy fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2018 « DEFF 3 2018 » andro faha-4 notontosaina teny amin’ny kianjan’ i Carion tamin’ny alahady 12 mey 2019.

Mbola mitarika eo amin’ny filaharana vonjimaika ankehitriny ny Ac Sab Nam manana isa 46, faha-2 ny Askam Itasy isa 45, faha-3 ny Asot isa 35,  faha-4 ny  Ascuf sy Som ary ny  Prescoi samy manana isa 17,  faha-7 ny Mfa isa 16 ary faha-8 ny Ascuf isa 11.

Ireo vokatra rehetra tamin’ny andro faha-4 : Aska (Itasy) 1 - 0 Ascuf (M/Ambony)  ;  Mifa (A/Manga) 1 - 0 As Comato (A/Andrefana)  ;  Som (Boeny) 1 (4) - (3)1 Fc Prescoi (Vakinà) ;  ASOT(A/Manga) 0 # 2 Ac Sab Nam (A/Manga).

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT