Sport

Kitra THB Champion’s Legue Miditra amin’ny andro faha-4 ny fifaninanana


  • Zoma 08 Septambra 2017

Miditra amin’ny andro faha-4 ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra dingana voalohany anio zoma 8 septambra 2017 ka any Mahajanga :


Ussk Ambanja # Fosa Juniors ; Fc Iharana Sava # Varatraza Sofia ; Mtm Melaky # Cosfa. Any Toamasina : Stf Analanjirofo # Ajesaia ; Fifafifi # Rts Jet Mada ; Fc Vakinankaratra # Hzam Amparafaravola. Eto Antananarivo : Top Dom A/Mania # Fc Malaimbandy ; Elgeco Plus # Fc Menagnara Vaingandrano ; Vfm V7V # Fc Maeva. Any Fianarantsoa : As Espoir Androy # Fc Angèle Anosy ; Zanakala Fc # Jsa Ihorombe ; 3fb Toliara # Cnaps Sport. Aorian’ireo lalao ireo vao tena ho fatampantatra ireo ekipa 3 avy isaky ny vondrona ho tafita hiatrika ny dingana faharoa.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT