Sport

Kitra Pro League Malagasy Mbola resy tao an-jaridainany indray ny Zanakala Fc


  • Talata 05 Novambra 2019

Tontosa tamin’ny sabotsy 2 sy omaly alahady 3 novambra 2019 ny andro faha-2 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Pro League Malagasy”. Nisongadina ny mbola naharesy an-taniny indray ny ekipan’ny Zanakala Fc Matsiatra Ambony raha nihaona tamin’ny CNaPS Sport Itasy.

 

 


Vokatra andro faha-2 : As Adema Analamanga 2 – 1 Elgeco Plus  Analamanga ;  Cosfa Analamanga 0 – 0 3Fb Atsimo Andrefana  ;  Tia Kitra Atsinanana 0 – 0  Ajesaia Bongolava  ;  As Jet Mada Analamanga 6 – 1 Club M Atsinanana.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT