Sport

Kitra-Ligy V7V sy Matsiatra Ambony Haverina anio sabotsy ny fifidianana


  • Sabotsy 08 Septambra 2018

Tsy tontosa noho ny tsy fahatrarana fetr’isa (quorum) nilaina ny fifidianana filohan’ny ligin’ny baolina kitra any Vatovavy Fitovinany sy any

 

 

 Matsiatra Ambony novinain’ny “Commission Electorale  ny FMF” notanterahina tetsy amin’ny Trano Bongo Tanjombato afak’omaly alakamisy 07 septambra 2018. Raha ny lalàna misy, hoy i Me Lala Raherimanana filohan’ny “CENI Football”, dia haverina ao anatin’ny 72 ora ny fifidianana dia anio sabotsy 08 septambra 2018 ka izay mpifidy tonga eo no manatanteraka azy. Efa nambarany tamin’ny fitafana tamin’ny mpanao gazety tamin’ny alatsinainy 27 aogositra 2018 teny amin’ny Trano Bongo ny tsy maintsy hanaovana izany hahatontosana an’ireo fifidianana roa ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT