Sport

Kitra – Can : Ireo tompondaka tamin’ireo andiany 26 teo aloha


  • Sabotsy 23 Janoary 2010

Firenena roa, dia i Egypte sy Ghana, izao no manana anaram-boninahitra be indrindra, efatra avy hatramin’ireo andiany 26 efa vita tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (Can) hatramin’izay nisiany tamin’ny taona 1957.

Ny Faraonan’i Egypte rahateo no nahazo ny andiany voalohany tamin’ny 1957 tany Soudan. 41 taona taty aoriana indray tamin’ny andiany faha-21 vao nahazo tany Burkina Faso (1998), ny andiany faha-25 (2006) tany aminy ihany ary ny andiany farany teo faha-26 (2008) tany Ghana. Ny Black stars-n’i Ghana kosa dia tamin’ny andiany faha-4 (1963) tany aminy ihany no nisantatra ny fakana ny amboara, avy eo ny andiany faha-5, roa taona taty aoriana tany Tonizia, lasany indray fanintelony ny amboara tao amin’ny taniny tamin’ny andiany faha-11 (1978) ary ny faha-4 azony dia ny andiany faha-13 natao tany Libye (1982). Any amin’ny laharana fahatelo kosa i Cameroun izay efa nadrombaka intelo ny amboara (1988, 2000, 2002).

Hery Rabe
 
Ireo tompondaka tamin’ireo andiany 26:
 
11-1978 (5-18 martsa): Ghana (Ghana)
14-1984 (4-18 martsa): Cameroun (Côte d’Ivoire)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT