Sport

Kick boxing- Tompondaka eran-tany Hiatrika ny famaranana i Miora Tiana


  • Sabotsy 31 Oktobra 2015

Hiady ny medaly volamena i Andriamiarisoa Miora Tiana. Omaly dia resiny an’isa 2-1 nandritra ny ady manasa-dalana amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tanin’ny kick-boxing izay atao amin’izao fotoana izao any Belgrade ilay Bolgara Alena Liashkevich izay tsiahivina fa tompondaka eran-tany ankehitriny eo amin’ny sokajy latsaky ny 48 kg vavy.

 


 

Ilay  Rosianina Fatma Zhagupova no hifandona  amin’i Miora Tiana  anio amin’ny ady famaranana. Ho an’ny sokajy latsaky ny 54 kg lehilahy indray dia resy  tamin’ny isa 2-1  nandritra ny manasa-dalana ihany koa  i Laurent  Jhonny Rakotondrabe nanoloana ilay mpiady avy any Azerbaijdan, Elshad Alasgarov. Tsiahivina fa amin’ireo mpiady folo  izay niatrika  ity fiadiana ity  tompondaka  eran-tany  any Belgrade ity dia mbola misy atleta malagasy fito  miady  ny medaly alimo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT