Sport

Kianjan’i Barikadimy Mbola manalasala


  • Alarobia 11 Martsa 2020

Raha ny fampitam-baovao voaray avy any Toamasina dia mbola manalasala aloha hatreto ny hahafahan’ny kianjan’i Barikadimy handray ny lalao hifanandrinan’ny Elefantan’i Cote d’Ivoire

 

 

sy ny barean’i Madagasikara ny 31 martsa izao ao anatin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakilan’ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra. Raha ny fantatra hatreto dia mbola tsy nanome fankatoavana izany ny kaonfederasionina afrikanina na CAF. Misy ny fenitra izay mbola tokony ho jerena akaiky sy alamina  satria taorian’ny oram-be izay nikija farany teo, ohatra, dia tafiditry ny rano hatrany anatin’ireo toeram-pisoloana akanjon’ireo mpilalao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT