Sport

Kianja Bonne Chance 4 Anosizato Naaton’ny fanjakana ny fanorenana trano eo amboniny


  • Zoma 08 Martsa 2019

Nanao fanambarana ampahibemaso ny fikambanana Hafari Malagasy nilaza fa faly tanteraka ry zareo fa na dia sorona aza ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina noho ny fitarihany niaraka tamin’ireo

komity sy raiamandrenin’ireo mpilalao eny Anosizato mitaky ny hamerenana ny kianja Bonne Chance 4 ahazoana indray mamerina ny mitaiza ny tanora ara-panatanjahantena dia fantatra izao fa naaton’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny ministeran’ny fanajariana ny tany ny asa fanorenena trano ao amin’ny kianja Bonne Chance 4 ao Anosizato. Tsapanay sahady, hoy ny tohin’ny fanambaran’ny Hafari, ny handresenay satria lehilahy mpanao vivery ny ainy ho an’ny tanindrazana sy mpandala ny fahamarinana izy kana ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hiverina ho an’ny Malagasy ny kianja Anosizato sy ny zaridainan’Antaninarenina. Hanterinay etoana fa tsy marina ny fiampagana ny filohanay ho nanao « menace de mort » ny olona nitory azy mikasika ny fitakiana an’ity kianja eny Anosizato ity ».

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT