Kianja Barea

Maradratra be ny bozaka


  • Alakamisy 01 Febroary 2024

Omby sisa tsy niditra tao amin''ny Kianja Barea tairinan'ireo fetim-panjakana.

Tena tsy misy ho raisina fa dia nivadi-potaka ary tsy fantatra no niafaran'ilay fanondrahana manara-penitra hoe bokotra no tsindriana dia vita. Tsy fantatra izay ho tohiny fa tsy hita hatramin'ny tomponandraikitra satria nofoanana hatramin'ny Ministeran'ny Tanana Vaovao. Izao koa ve moa mety ho tanana vaovao intsony fa tsy efa tanàna haolo. Raha tsy misy fandraisana andraikitra haingana dia mety ho foana hqtramin'ireo lalaon'ny Barea mandray an'i Mali sy Comores.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT