Sport

Karate - Tompondakan’ny Ligin’Analamanga Handraisan’ireo seksiona 7 anjara amin’ny alahady izao


  • Alakamisy 11 Oktobra 2018

Hanatontosa ny fiadiana ny ho tompondaka ao aminy amin’ny alahady 14 oktobra izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny ligin’ny karate eto Analamanga izay hivondronan’ny seksiona 7 (Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano, Anjozorobe, Ankazobe,

 

Marovatana ary Manjakandriana). Mpikatroka 400 (30 isanisany avy amin’ireo seksiona 7 ireo) avy amin’ny sokajy Cadets, Junior sy Sénior lahy sy vavy fifaninanana an’olon-tokana sy isan-tarika no handray anjara amin’ny fifaninanana izay hifantenana an’ireo hisolotena an’ity  ligy ity any amin’ny fifaninanam-pirenena fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018, hoy Atoa Razakarisoa Jhonny filohany,  ary ny « Réglement  Karaté  Olympique » hisian’ny fiarovana matotra sy combat absolu  no hampiharina ho fiomanana amin’ny fidiran’ity taranja ity ho anisan’ny discipline olympique amin’ny taona 2020.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT