Sport

Karate Analamanga Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra


  • Alakamisy 18 Oktobra 2018

Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra izay nahazo medaly volamena 10 tamin’ny ankapobeny ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’Antananarivo Renivohitra,

 

 

 notontosaina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny alahady 14 oktobra teo, natao hahafantarana an’ireo mpikatroka hisolotena ity ligy ity amin’ny fifaninanam-pirenena taona 2018 hatao tsy ho ela.  Nambaran’ny filohan’ny ligy, Razakarisoa Jhonny, teny an-toerana fa mahavelombolo ny haavo teknikan’ireo mpikatroka eto Analamanga ankehitriny. Nokajiana, hoy izy, ny fampiharana dieny izao ny lalana olimpika izay hidiran’ity taranja ity amin’ny taona 2020.

Ireo tompondaka 2018 :

Gracia (Antananarivo Renivohitra), Motozo (Antananarivo Renivohitra, Junko (Avaradrano) , Mamy (Antananarivo Renivohitra), Kanto (Antananarivo Renivohitra), Andofitahina (Antananarivo Renivohitra) , Tsihory (Antananarivo Renivohitra), Jarry (Manjakandriana), Mamy (Antananarivo Renivohitra), Victoria (Marovatana), Fabby (Anjozorobe),  Raitra (Anjozorobe),  Manuela (Antananarivo Renivohitra), Patty (Avaradrano),  Diana (Manjakandriana), Tanjona (Avaradrano), Billy (Tanà Ville), Njaka (Anjozorobe), Dina (Anjozorobe)    

Isan-tarika : Vehivavy ( Antananarivo Renivohitra)

Isan-tarika Kumite :  Lehilahy (Anjozorobe)   ; Vehivavy-(Anjozorobe)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT