Sport

Kaominina Ivato Nanampy ny zokiolona sy ireo tena sahirana


  • Sabotsy 04 Aprily 2020

Na dia efa nanolotra fanampiana ho an’ireo marefo ao amin’ny kaominina Ivato aza ny Fitondram-panjakana dia miezaka ny Ben’ny tanàna ao an-toerana Penjy Randrianarisoa manamaivana ny fahasahiranan’ny isan-tokantrano amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao.

 

 

Nitety ireo Fokontany 13 isa mandrafitra ny kaominina ny tenany omaly nijery ireo zokiolona sy ireo tena sahirana. Nizara vary 3 zinga, voa maina, atody tamina olona miisa 800 no nataony tamin’izany niaraka tamin’ireo mpanolon-tsain’ny kaominina izay mpiara-miasa akaiky aminy. Nambaran’ny Ben’ny tanana Penjy Randrianarisoa nandritra izany fa fanomezana avy amin’ireo malala-tanana tao an-tanàna ireo natolony ireo. Na izany aza dia nisy ihany koa ny avy amin’ny kaominina sy ny mpiara-miasa ho fitsinjovana ny mpiara-belona.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT