Sport

Judo tompondakan’i Madagasikara Notanterahina tao anatin’ny KACAMI BIRAK


  • Alatsinainy 19 Febroary 2018

Notanterahina ny sabotsy tontolo andro teo, tao anatin’ny hetsika KACAMI BIRAK, tetsy amin’ny « petit palais » ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Judo Malagasy sokajin-danja rehetra sy ny katas ihany koa.

 

 Taorian’ireo lalao rehetra notanterahina sy nanolorana medaly ny sertifika an’ireo mpandresy dia nitondran’ny tompon’andraikitra fanazavana fohy ny amin’ity KACAMI BIRAK ity izay tsy inona fa seho iray entina  hiarahabana ny taona hoan’ny taranja judo mba ho fampisehoana ny « judo pure » ka nisy ny fanolorana solombodiakoho ho an’ireo manampahefana nanatrika ny fotoana sy ireo oloben’ny judo avy eto an-toerana sy avy any ivelany.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT