Judo

Lasa 7e Dan i Ashik Houssen


  • Alarobia 04 Septambra 2024

Valim-babena tsy misy ohatrizao nanomezana ny grady 7e Dan an'i Ashik Houssen notontasaina tany Toliara izao.

Isan'ireo nanabe an' i Siteny Randrianasoloniako i Ashik Houssen ary efa voky traikefa raha resaka judo.Nandray anjara tamin'ny Lalao Olimpika 1980 izy ary nanorina ny Tournoi de Capricorne isan'ny nampalaza azy. Filoham-boninahitra ny federasiona ny judo izy ary izay no azo hanazavana ny fisiany tao anaty delegasiona tany amin'ny Lalao Olimpika tany Paris fa tsy ilay hoe ho mpanazatra an'i Laura Rasoanaivo izay tena nahabe resaka satria mbola tsy nandray an-tanayna an'i zanak'i Luc Rasoanaivo izy.Ny azo antoka aloha dia tsy maintsy mbola ho ao anatin'ireo mandeha any Los Angeles 2028 ibdray i Ashik Houssen satria ny namana namana foana.
Clément RABARY 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT