Judo Grand Slam Tokyo

Resy avy hatrany i Laura Rasoanaivo


  • Alarobia 06 Desambra 2023

Ny avo lenta avo lenta ihany. Vao nanomboka tokoa mantsy ny Grand Slam Tokyo

eo amin'ny taranja judo dia resy i Laura Rasoanaivo. Resin'ny mafy noho izy satria dia fahatelo eran-tany eo amin'ny latsaky ny 70 kg ilay Grika Elisavet Teitsidous ilay nifanandtina taminy. Tsy misy dinika fa izay ilay fiainana ary efa zava-dehibe no nahatonga an'i Laura Rasoanaivo voahasa tamin'ny fifaninana avo lenta toa itony.Ny tena nahafaly dia tafahoana tamin'ireo mpampiofana sy nanome lanja ny judo teto Madagasikara izy tamin'ny fabdalovany tany Japon.Isan'izany ny Sensei Ku Akirakai sy Ryugo Ide ary ny farany teo Tomokazu Iwahou. Telo lahy izay tena nampandroso ity taranja ity ka hatramin'izao ary isan'ny angady nananana ireo andrarezina toa an'i Luc Rasoanaivo Razafy rain'i Laura,Jean Jacques Rakotomalala, Mamy Dingoza, Siteny Randrianasoloniaiko, Antsa Ranjatoson sy ireo maro tsy voatanisa. Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT