JUDO -70 kg

Tompondakan'i Afrika i Laura RASOANAIVO


  • Alatsinainy 28 Aprily 2025

Nandrombaka ny medaly volamena ary voahosotra ho tompondaka 'i Afrika

eo amin'ny taranja Judo ho an'ny latsaky ny 70 kg i Laura RASOANAIVO . Lavony tamin'ny alalan'ny ippon teo amin'ny segondra farany ilay Camérounaise Ornella BIAMI nifandona taminy. Ity judokate malagasy ity, izay efa niatrika lalao olaimpika aloha hatreto no mafy indrindra aty afrika eo amin'ny sokajin-danja misy azy. Vao 21 i Laura Rasoanaivo ary raha mitohy ny ezaka sy ny fivoarana dia tena ho lasa lavitra izy. Efa tafiditra ao anatin'ny Top 50 n'ireo mpanao judo mamiratra indrindra maneran-tany izy.
Nangonin'i RTT 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT