John Baggio Rakotonomenjanahary

Manahirana ireo mpilalao ao Thailand


  • Talata 09 Aprily 2024

Azo lazaina ho isan’ireo lohalaharana sangany ary tena manahirana ireo mpilalao ao Thailand

amin’izao fotoana izao ilay mpanafika malagasy, John Baggio Rakotonomenjanahary. Ny Revo Thai league, izay fifaninanam-pirenena lehibe indrindra eo amin’ny taranja baolina kitra ao an-toerana moa eto no resaka. Na dia mbola aty amin’ny laharana faha 9 aza amin’izao fotoana izao ny Sukhothai FC izay misy an’i Baggio dia azo ambara ho mbola isan’ireo mamiratra ao anaty fifaninanana hatrany ity lohalaharana malagasy ity ary manakoako ao an-toerana hatrany ny anarany amin’ny lalao rehetra izay atrehiny. Mbola namono ny baolina faharoa indray izy nanoloana ny Nakhon Pathom United ny alahady teo ary nandresy tamin’ny isa 3 noho 1.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT