Sport

Jocelyn Razafimamonjy “Somary nanano sarotra ny fandraisana ny Barea”


  • Alakamisy 17 Jona 2021

Somary ho mafimafy ny fitenenako, hoy ny filohan’ny komisionina misahana ny serasera eo anivon’ny komity mpanatanteraky ny federasionina malagasin’ny

 

baolina kitra, Jocelyn Razafimamonjy, namarana ny fihaonan’ny Barea tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Ibis Akorondrano omaly, raha nanao tombana ny lesoka tamin’izay fampivondronana ny ekipam-pirenena 10 andro izay. Somary nanano sarotra, hoy izy, ny fandraisana ireo mpilalao. Mbola anaty valanaretina isika ka na ny fiaramanidina na ny fahatongavan’izy ireo dia somary nanano sarotra ihany kanefa tsy nikely soroka ny federasionina fa nanao izay ho afany. Teo koa ny fiaraha-miasa tamin’ireo mpanohana. Nahafahan’ny federasionina naka lesona ireny ary betsaka no mbola tokony harenina, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT