Sport

Jean Omer Beriziky Manohana ny kitra malagasy


  • Zoma 07 Septambra 2018

Nambaran’ny praiminisitra teo aloha sady kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy, Jean Omer Beriziky, fa “Fanoitra hialan'ny tanora amin'ny zava-mahadomelina ny fanatanjahantena ka tsy maintsy omena tosika”.

 

 

 Tsy nisalasala ny tenany nanampy ny Club des supporters, ivondronan’ireo mpanohana ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra na Barea. Ity farany izay hiatrika lalao iraisam-pirenena ny alahady 9 septambra izao, hifandona amin’ny sekipam-pirenena Senegaley.  Manentana ny rehetra i Jean Omer Beriziky ho avy hanotrona ny Barea etsy amin’ny Kianjabe Mahamasina.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT