Inter Media 2024

Nitombo isa ireo mpandray anjara


  • Zoma 26 Aprily 2024

Hetsika ara-panatanjahantena fanao isan-taona natao hampiray ireo mpisehatra amin’ny

asa fanaovan-gazety ny INTER MEDIA fa indrindra ihany koa fotoana hanamarihana ny andro manerantany ho an’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety sy ny fankalazana ny faha-50 taona ny OJM. Nitombo isa ireo ekipa misehatra amin’ny asa fanaovan-gazety mandray anjara raha oharina tamin’ny herintaona. Raha ny 3 sy 4 Mey no everina hanatanterahana izany dia natambatra ho amin’ny sabotsy 4 mey 2024 etsy amin'ny kianjan'ny Barea ireo lalao ary efa vonona tsara ny zavadrehetra hoy ny filohan'ny holafitry ny mpanao gazety Monica Rasoloarison.
Lalaina Rav
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT