Sport

“In-Soccer Inter-Institut” andiany voalohany Ny mpianatry ny DEGS no tompondaka


  • Alatsinainy 01 Aprily 2019

Nifarana omaly alahady 31 martsa 2019 tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny andiany voalohany tamin’ilay hetsika In-Soccer andiany voalohany nokarakarain’ny fikambanana JSE “Jeunes Sport Events tarihan’Andriamisa Vania.

 

 

 

 Ny mpianatry ny Degs no voahosotra ho tompondaka tamin’ity andiany 2019 ity rehefa nandresy ny Ens 2-0 teo amin’ny lalao famaranana. Ny Ift kosa no nitana ny laharana faha-3 ary i Lanto n°18 avy amin’ny Essa no voahosotra ho mpilalao mendrika. Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny fifaninanana tetsy Mahamasina, hisandrahaka amin’ny taranja hafa ny hetsika amin’ny andiany manaraka.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT