Ibrahim Amada

Mametraka ny traikefany tanteraka


  • Zoma 26 Aprily 2024

Azo lazaina ho mametraka ny traikefany tanteraka amin’izao fotoana ilay irakiraka

afovoany mpiaro malagasy, Ibrahim Amada, izay milalao ao amin’ny klioban’i Ratchaburi FC, divizionina voalohany ao Thailand eo amin’ny taranja baolina kitra. Taorian’ny ratra nahazo azy dia niverina amin’ny heriny no sady hita ho nitombo angovo mihitsy ny lehilahy satria dia nitombo ny fotoana nahafahany nijoro teny ambony kianja raha mijery ireo lalao miisa 3 nataony farany. Nilalao 86 minitra izy raha nihaona tamin’i Bangkok United. 90 minitra raha nihaona tamin’i Chomburi FC. 90 minitra raha nihaona tamin’i Buriram United. Efa 34 taona fa mbola tsy mety reraka, hoy ireo mpandinika baolina kitra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT