Sport

Ibrahim Amada Hanohana ny kitran’Ambohitrakely


  • Alakamisy 04 Martsa 2021

Hanohana ny kitra eny amin’ny fokontanin’Ambohitrakely na ny marimarina kokoa ireo taniketsan’ny

 

 

baolina kitra eny an-toerana ny mpilalao eo anivon’ny Barea, Ibrahim Amada. Tafatsangana ankehitriny ny ASAM na “Association sportive Ambohitrakely miray” izay vatsian’ity avokavoky ny ekipam-pirenena Malagasy ity. Ankoatran’ny famatsiana ara-bola dia nisy koa ny famatsiana ara-pitaovana toy ny baolina kitra sy fanamiana ho an’ireto taniketsa ireto. Ity fokontany eo anivon’ny boriboritany fahatelo eto Antananarivo renivohitra ity moa no isany nibeazan’iI Ibra teo amin’ny tontolon’ny kitra no sady fokontany nahabe azy rahateo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT