Hazakazaka ho an’ny

fandriampahalemana Nahatratra 455 ny mpandray anjara


  • Talata 26 Septambra 2023

Notanterahina ny alahady 24 septambra teo ny hazakazaka ho an'ny fandriampahalemana na

course pour la paix” nokarakarain’ny Ivon-toerana Arrupe Madagascar tamin’ny alalan’ny "fandraisana anjara ho an'ny olom-pirenena sy ny fahombiazana ara-toekarena" eo anivon'ity ivon-toerana ity. Nahitana karazana olom-pirenena maro ireo mpandray anjara, tahaka ny mpanao politika, ireo olon-tsotra sy anaty fikambanana, tanora, ankizy ary lehibe nahatratra 455 ny mpandray anjara, manodidina ny 15 ka hatramin'ny 65 taona. Tanjona tao anatin'io moa ny hampitana ny kolontsaina tia filaminana, hivoizana ny kolontsaina manaja fandriampahalemana, firahalahiana sy fifanajana indrinda fa amin'izao ankatoky ny fifidianana izao.
Nangonin’I Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT