Handball U18

Resin'i Cameroun ny Akio Malagasy


  • Alatsinainy 04 Novambra 2024

Niondrika teo anoloan'ny Cameroum omaly ny Akio latsaky ny 18 taona tany Addis Abeba Etiopia.

Tafiditra amin'ny fiadiana izay ho tompondakan'i Afrika handball ho an'ny zazalahy latsaky ny 18 taona moa ity fifaninana ity.Nandresy 46 noho 30 i Cameroun omaly nanoloana ny Malagasy.Isa izay mbola mametraka fa tena mbola lavitra hatreto ny Malagasy raha resaka handball. Mbola mila mitrandraka hatrany ifotiny raha mieritreritra hivoaka ny Ranomasimbe Indiana.Manomboka amin'ny fikarakarana ny fifaninana any amin'ny ligim-paritra rehetra any izany.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT