Sport

HALTEROPHILIE – Tompondakan’i Afrika faritra faha-3 Medaly volamena 11 sy volafotsy 2 no norombahin’i Madagasikara


  • Alatsinainy 11 Novambra 2019

Medaly volamena niisa 11 sy volafotsy niisa 2 no azon’ireo alteta Malagasy lahy sy vavy tamin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika faritra faha-3 notontosaina tetsy amin’ny kianja

 

 

 

mitafon’Akorondrano Antananarivo Madagasikara nandritra ny 2 andro, ny zoma 8 sy sabotsy  9 novambra 2019 lasa teo  Tsy nampitsanga-menatra an’i Madagasikara ny nandraisana an’iny fifaninanana iny na dia teo aza ny fitarainan’ny ny solontenan'ny IWF(International Weightlifting Federation) nikasika ny fahatapahan’ny jiro natetitetika nandritra an’ity fifaninanana ity fa tena manimba an’ireo fitaovana lafovidy sady raitra nentin’izy ireo nanampiana ny Federasiona Malagasin’ny Fibatana Fonjamby tamin’izany. Soa ihany anefa fa efa nanomana Gropy ny Malagasy niatrehana an’izany.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT