Haiady Jiu Jitsu

Nahatafiditra tompondaka eran-tany 2 ny Malagasy


  • Alatsinainy 11 Novambra 2024

Nanoratra tantara ny Malagasy tany amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany tamin’ny haiady Jiu-Jitsu,

nandritra ny « Abu Dhabi Amateur Jiu Jitsu Championship 2024 », andiany faha-16. Voahosotra ho tompondaka eran-tany tamin’ny Men’s Gi latsaky ny 62kg i Tafita, ary tahaka izany ihany koa i Chafik teo amin’ny Men’s Gi latsaky ny 56kg, raha toa ka tany medaly alimo kosa no azon’i Christian teo amin’ny latsaky ny 56kg. Tsara moa ny manamarika, fa miisa 16 ireo mpikatroka niaro ny voninahitr’i Madagasikara tamin’ity indray mitoraka ity.
Nangonin’i Toky R


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT