Sport

Foot à 7 sy Foot à 9 eny Antanandrano Lasan’ny Ajax Androhibe sy ny Atm Andrononobe ny 400.000Ar


  • Talata 17 Jolay 2018

Nifarana tanteraka tamin’ny fanatontosana an’ireo famaranana roa ny alahady 15 jolay teo, teny amin’ny kianjan’ny 3Fa teny Antanandrano,

 ny fifaninanana  « Foot à 7 » sy « Foot à 9 » andiany faha-XX amin’ny fifaninanana nokarakarain’ny « Amitie Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano » tarihan-dRakotonirina Philibert ka norombahin’ny Ajax Androhibe sokajy vétéran nandresy ny Rafa Ambohitrarahaba tamin’ny tirs au but 6-5 sy ny Atm Andrononobe sokajy Sénior nandavo ny Taratra Ambohitrarahaba tamin’ny tirs au but 9-8 ihany koa ny lelavola 400.000 ariary avy natao amboara tamin’ity fifaninanana ity raha amboara lehibe tsirairay avy kosa no natolotra an’ireo ekipa nitana ny laharana faharoa tamin’ity fifaninanana ity.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT