Sport

Foot à 6 The Best Fans Lasan’ny ekipan’ny Manchester United Panther


  • Alatsinainy 31 Desambra 2018

Nifarana omaly alahady 30 desambra 2018, teny amin’ny kianja sentetikan’Andohalo, ny fifaninanana baolina kitra lalaovin’olona 6 “The Best Fans” andiany faha-2 nokarakarain’ny Plate forme Gasyfoot.

 

 Votsotra teo am-pelatanan’ny ekipan’ny Ludogorets ny amboara fa lasan’ny  Manchester United Panther nandresy ny Juventus 2 tamin’isa 6-1. Ny Manchester United izany no nisantatra ny fandrombahan’ny amboara lehibe natolotra nanomboka tamin’ny ity andiany faha-2 ity. Tsiahivina fa teo amin’ny lalao ankatoky ny famaranana ny  Manchester United Panther dia nanilika ny Paris Fc ary ny Juventus 2 kosa dia nandavo ny Psg Rano sy Vary.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT